Titre du poste
Employée de Maison Polyvalente
Responsabilités
- Manadio sy mikarakara ny trano.
- Manasa sy mipasoka akanjo.
- Miantsena rehefa ilaina.
- Mahandro sakafo (nahandro Karàna).
- Miambina sy mikarakara ny ankizy raha ilaina.
Qualifications
- Vehivavy.
- Vonona hipetraka ao an-tranon'ny mpampiasa (KILASY MANDRY)
- Manodidina 35 - 45 taona.
- Mahay manao raharaha an-trano sy mahandro (sakafo karàna).
- Tsy misy fadifady na aretina mitaiza.
- Marina, madio ary tonga ara-potoana.
- Tompon'andraikitra sy tia ankizy.
Avantages du poste
- Tontolon’asa mavitrika sy mandrisika
- Fiahiana ara-tsosialy omen’ny CNaPS
- Fiantohana ara-pahasalamana amin’ny alalan’ny OSTIE
Contacts
Tsindrio mivantana ny « POSTULEZ MAINTENANT »
Na
Alefaso any amin’ity adiresy ity ny CV-nao sy taratasy fangatahana asa: recrutement@edl.mg
Lohatenin’ny mailaka: Candidature Employée de maison polyvalente
Organisme employeur

Type de poste
Temps plein
Durée du contrat
CDI
Secteur
Main d'oeuvre / Ménage
Lieu du poste
Ambohibe Ilafy, Antananarivo, Analamanga, 101, Madagascar
Date de publication
12 Août 2026
Exportation PDF

